Genesisy 17:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao. Dia ataovy hoe Isaka* ny anarany.+ Amin’i Isaka aho no hanao an’ilay fifanekena, dia ilay fifanekena mandrakizay hahasoa azy sy ny taranany handimby azy.+ Romanina 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tsy hoe zanaka daholo izy ireo satria hoe taranak’i Abrahama.+ Voasoratra anefa hoe: “Ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.”+ Hebreo 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 na dia efa nilazana aza hoe: “Ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.”+
19 Dia hoy Andriamanitra: “Tena hitera-dahy ho anao tokoa i Saraha vadinao. Dia ataovy hoe Isaka* ny anarany.+ Amin’i Isaka aho no hanao an’ilay fifanekena, dia ilay fifanekena mandrakizay hahasoa azy sy ny taranany handimby azy.+
7 Ary tsy hoe zanaka daholo izy ireo satria hoe taranak’i Abrahama.+ Voasoratra anefa hoe: “Ho avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.”+