-
Genesisy 16:11, 12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Hoy ihany ilay anjelin’i Jehovah: “Bevohoka ianao izao, dia ho tera-dahy. Ataovy hoe Ismaela* ny anarany, fa efa henon’i Jehovah ny fahorianao. 12 Ho lasa hoatran’ny ampondradia* izy. Hanohitra ny olona rehetra izy, ary ny olona rehetra kosa hanohitra azy. Hipetraka eny ampitan’ny* rahalahiny rehetra izy.”
-