22 Hoy i Jehovah Andriamanitra avy eo: “Efa lasa tahaka ny anankiray amintsika izao ny olona, ka mahalala ny tsara sy ny ratsy.+ Fa izao, sao dia hanatsotra ny tanany izy ka haka amin’ny voan’ny hazon’aina,+ ary hihinana an’ilay izy ka ho velona mandrakizay, ...”