Genesisy 27:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Henoy tsara aho, anaka, dia ataovy izao asaiko ataonao izao:+ Genesisy 27:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Koa araho ny teniko, anaka, ka mandehana mandositra any amin’i Labana anadahiko, any Harana.+