Genesisy 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nivoaka ny voalohany, ka mena ny vatany manontolo sady voloina be.+ Koa natao hoe Esao* ny anarany.+ Genesisy 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hoy i Jakoba: “Amidio amiko àry aloha ny zonao amin’ny maha lahimatoa anao!”+ Hebreo 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tandremo koa sao hisy mpijangajanga* aminareo, na olona tsy manaja zava-masina tahaka an’i Esao, izay nahafoy ny zon’ny lahimatoa ho takalon’ny sakafo indray mihinana.+
25 Dia nivoaka ny voalohany, ka mena ny vatany manontolo sady voloina be.+ Koa natao hoe Esao* ny anarany.+
16 Tandremo koa sao hisy mpijangajanga* aminareo, na olona tsy manaja zava-masina tahaka an’i Esao, izay nahafoy ny zon’ny lahimatoa ho takalon’ny sakafo indray mihinana.+