Genesisy 35:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, dia avy eo i Simeona, Levy, Joda, Isakara, ary Zebolona. Genesisy 46:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny zanakalahin’i Isakara dia i Tola, Pova, Joba, ary Simrona.+ Genesisy 49:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 “I Isakara+ indray dia ampondra mafy taolana, ka sady matory izy no mitondra kitapon-dasely roa. Deoteronomia 33:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hoy izy momba an’i Zebolona:+ “Mifalia, ry Zebolona, noho ny varotra ataonao any ivelany,Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+
23 Ny naterak’i Lea dia i Robena,+ lahimatoan’i Jakoba, dia avy eo i Simeona, Levy, Joda, Isakara, ary Zebolona.
18 Hoy izy momba an’i Zebolona:+ “Mifalia, ry Zebolona, noho ny varotra ataonao any ivelany,Ary ianao, ry Isakara, mifalia ao an-tranolainao.+