Lioka 1:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Rehefa afaka elaela, dia bevohoka i Elizabeta vadiny, ka tsy nivoaka ny trano nandritra ny dimy volana. Ary hoy izy: 25 “Izao no nataon’i Jehovah* ho ahy: Nitsinjo ahy izy mba tsy ho afa-baraka eo imason’ny olona intsony aho.”+
24 Rehefa afaka elaela, dia bevohoka i Elizabeta vadiny, ka tsy nivoaka ny trano nandritra ny dimy volana. Ary hoy izy: 25 “Izao no nataon’i Jehovah* ho ahy: Nitsinjo ahy izy mba tsy ho afa-baraka eo imason’ny olona intsony aho.”+