Genesisy 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitany koa fa io i Jehovah teo an-tampon’ilay tohatra, niteny hoe: “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama raibenao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Homeko anao sy ny taranakao ity tany ity sy io toerana atorianao io.+ Genesisy 31:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Vitako ny manisy ratsy anareo, nefa efa notenenin’ilay Andriamanitry ny rainareo aho tamin’ny alina, hoe: ‘Tandremo tsara izay hoteneninao amin’i Jakoba, na tsara na ratsy.’+
13 Hitany koa fa io i Jehovah teo an-tampon’ilay tohatra, niteny hoe: “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama raibenao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Homeko anao sy ny taranakao ity tany ity sy io toerana atorianao io.+
29 Vitako ny manisy ratsy anareo, nefa efa notenenin’ilay Andriamanitry ny rainareo aho tamin’ny alina, hoe: ‘Tandremo tsara izay hoteneninao amin’i Jakoba, na tsara na ratsy.’+