Genesisy 28:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Hanampy anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia haveriko eto amin’ity tany ity indray ianao.+ Tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nampanantenaiko anao.”+ Salamo 100:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Fa tsara i Jehovah;+Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay,Ary asehony amin’ny taranaka fara aman-dimby hoe mendri-pitokisana izy.+
15 Hanampy anao aho ka hiaro anao any amin’izay rehetra alehanao, dia haveriko eto amin’ity tany ity indray ianao.+ Tsy handao anao mihitsy aho raha tsy efa vitako izay nampanantenaiko anao.”+
5 Fa tsara i Jehovah;+Be fitiavana izy sady tsy mivadika mandrakizay,Ary asehony amin’ny taranaka fara aman-dimby hoe mendri-pitokisana izy.+