Genesisy 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Rahely: “Io i Bilaha mpanompovaviko,+ dia manaova firaisana aminy. Dia amin’izay izy no hanan-janaka eo amin’ny toerako,* dia ho lasa hoatran’ny hoe zanako ny zanany.” Genesisy 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa hitan’i Lea fa tsy niteraka intsony izy, dia nalainy i Zilpa mpanompovaviny ka nomeny ho vadin’i Jakoba.+
3 Ary hoy i Rahely: “Io i Bilaha mpanompovaviko,+ dia manaova firaisana aminy. Dia amin’izay izy no hanan-janaka eo amin’ny toerako,* dia ho lasa hoatran’ny hoe zanako ny zanany.”
9 Rehefa hitan’i Lea fa tsy niteraka intsony izy, dia nalainy i Zilpa mpanompovaviny ka nomeny ho vadin’i Jakoba.+