Genesisy 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary ho tsemboka ianao vao hahazo sakafo,* mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray.”+
19 Ary ho tsemboka ianao vao hahazo sakafo,* mandra-piverinao amin’ny tany, fa avy tamin’ny tany no nakana anao.+ Fa vovoka ianao ary hiverina ho vovoka indray.”+