-
Genesisy 33:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Tonga soa aman-tsara tao amin’ny tanànan’i Sekema+ tany Kanana+ i Jakoba, rehefa avy tany Padana-arama.+ Dia nanangana ny tobiny teo akaikin’ilay tanàna izy. 19 Tatỳ aoriana, dia nividy tany izy, ka teo izy no nanangana ny tranolainy. Novidiny 100 kesita*+ tamin’ny zanakalahin’i Hamora, rain’i Sekema, ilay izy.
-