-
Genesisy 28:20-22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary nivoady i Jakoba hoe: “Raha manampy ahy foana Andriamanitra ka arovany aho amin’izao diako izao, sady omeny sakafo hohaniko sy akanjo hanaovako, 21 ary tafaverina soa aman-tsara any an-tranon’ny raiko, dia ho hitako tokoa hoe Andriamanitro i Jehovah. 22 Ary ho lasa tranon’Andriamanitra ity vato naoriko ho tsangambato ity.+ Dia tsy maintsy homeko azy ny ampahafolon’izay rehetra homeny ahy.”
-