Eksodosy 2:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Taona* maro tatỳ aoriana, dia maty ilay mpanjakan’i Ejipta.+ Mbola nisento sy nitaraina ihany anefa ny Israelita satria nandevozina. Dia niantso vonjy foana tamin’ilay tena Andriamanitra izy ireo noho izany.+ Asan’ny Apostoly 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Nilaza tamin’i Abrahama koa Andriamanitra fa ho vahiny any an-tanin’olona ny taranany. Ary hataon’ny mponina any andevo izy ireo, ka hampijaliny* 400 taona.+
23 Taona* maro tatỳ aoriana, dia maty ilay mpanjakan’i Ejipta.+ Mbola nisento sy nitaraina ihany anefa ny Israelita satria nandevozina. Dia niantso vonjy foana tamin’ilay tena Andriamanitra izy ireo noho izany.+
6 Nilaza tamin’i Abrahama koa Andriamanitra fa ho vahiny any an-tanin’olona ny taranany. Ary hataon’ny mponina any andevo izy ireo, ka hampijaliny* 400 taona.+