Eksodosy 25:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tokony harahinareo tsara ilay modely* hasehoko anao, rehefa manamboatra ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra ianareo.+ Eksodosy 39:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Koa vita daholo ny asa momba ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana. Nataon’ny Israelita izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ Izany mihitsy no nataon’izy ireo. Hebreo 9:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fanoharana ilazana an’izao fotoana izao+ io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra.+ Tsy mahatonga an’izay manao fanompoana masina hanana feon’ny fieritreretana madio tanteraka anefa ireny.+
9 Tokony harahinareo tsara ilay modely* hasehoko anao, rehefa manamboatra ny tranolay masina sy ny kojakojany rehetra ianareo.+
32 Koa vita daholo ny asa momba ny tranolay masina, izany hoe ny tranolay fihaonana. Nataon’ny Israelita izay rehetra nandidian’i Jehovah an’i Mosesy.+ Izany mihitsy no nataon’izy ireo.
9 Fanoharana ilazana an’izao fotoana izao+ io tranolay io. Araka io fanoharana io, dia misy fanomezana sy sorona atolotra.+ Tsy mahatonga an’izay manao fanompoana masina hanana feon’ny fieritreretana madio tanteraka anefa ireny.+