2 Tantara 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary napetraka teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah ny alitara varahina+ nataon’i Bezalila,+ zanak’i Ory, zanak’i Hora. Fanaon’i Solomona sy ny fiangonana ny nivavaka teo alohan’izy io.*
5 Ary napetraka teo anoloan’ny tranolain’i Jehovah ny alitara varahina+ nataon’i Bezalila,+ zanak’i Ory, zanak’i Hora. Fanaon’i Solomona sy ny fiangonana ny nivavaka teo alohan’izy io.*