11 Koa nanendry lehiben’ny mpanao asa an-terivozona+ izy ireo, satria tiany hoterena hiasa mafy ny vahoakan’Israely, amin’izay mijaly. Ary nanorina tanàna fitehirizana entana sy vokatra ho an’i Farao ny vahoakan’Israely, dia ny tanànan’i Pitoma sy Ramesesa.+