Eksodosy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Tena miala tsiny aminao aho Jehovah ô, fa tsy mahay mandaha-teny aho, efa hatramin’izay ka hatramin’izao iresahanao amin’ny mpanomponao izao. Miadam-piteny* mantsy aho sady tsy mahay miresaka.”+ Asan’ny Apostoly 7:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Koa nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina i Mosesy, ary tena nisy lanjany ny zavatra nolazainy sady nahavita zavatra niavaka* izy.+
10 Dia hoy i Mosesy tamin’i Jehovah: “Tena miala tsiny aminao aho Jehovah ô, fa tsy mahay mandaha-teny aho, efa hatramin’izay ka hatramin’izao iresahanao amin’ny mpanomponao izao. Miadam-piteny* mantsy aho sady tsy mahay miresaka.”+
22 Koa nampianarina ny fahendrena rehetra nananan’ny Ejipsianina i Mosesy, ary tena nisy lanjany ny zavatra nolazainy sady nahavita zavatra niavaka* izy.+