Eksodosy 4:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Jehovah: “Inona iny eny an-tananao iny?” Dia namaly izy hoe: “Tehina.” 3 Ary hoy Andriamanitra: “Atsipazo amin’ny tany iny.” Koa natsipin’i Mosesy tamin’ny tany ilay izy ka lasa bibilava.+ Dia nandositra an’ilay bibilava izy.
2 Dia hoy i Jehovah: “Inona iny eny an-tananao iny?” Dia namaly izy hoe: “Tehina.” 3 Ary hoy Andriamanitra: “Atsipazo amin’ny tany iny.” Koa natsipin’i Mosesy tamin’ny tany ilay izy ka lasa bibilava.+ Dia nandositra an’ilay bibilava izy.