Eksodosy 8:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nivoaka avy tao amin’i Farao i Mosesy, ary nitalaho tamin’i Jehovah.+ 31 Koa nataon’i Jehovah izay nolazain’i Mosesy, ka niala tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra. Tsy nisy tavela na iray aza. Eksodosy 9:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy, dia nankany ivelan’ny tanàna ka nivavaka* tamin’i Jehovah. Koa nijanona ny kotroka sy ny havandra, ary tsy nisy orana nilatsaka intsony tamin’ny tany.+
30 Dia nivoaka avy tao amin’i Farao i Mosesy, ary nitalaho tamin’i Jehovah.+ 31 Koa nataon’i Jehovah izay nolazain’i Mosesy, ka niala tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra. Tsy nisy tavela na iray aza.
33 Ary niala teo amin’i Farao i Mosesy, dia nankany ivelan’ny tanàna ka nivavaka* tamin’i Jehovah. Koa nijanona ny kotroka sy ny havandra, ary tsy nisy orana nilatsaka intsony tamin’ny tany.+