Eksodosy 8:30, 31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Dia nivoaka avy tao amin’i Farao i Mosesy, ary nitalaho tamin’i Jehovah.+ 31 Koa nataon’i Jehovah izay nolazain’i Mosesy, ka niala tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra. Tsy nisy tavela na iray aza.
30 Dia nivoaka avy tao amin’i Farao i Mosesy, ary nitalaho tamin’i Jehovah.+ 31 Koa nataon’i Jehovah izay nolazain’i Mosesy, ka niala tamin’i Farao sy ny mpanompony ary ny vahoakany ny fihitra. Tsy nisy tavela na iray aza.