29 Ary tamin’ny misasakalina, dia naripak’i Jehovah ny lahimatoa rehetra tao Ejipta,+ hatramin’ny lahimatoan’i Farao, dia i Farao izay nipetraka teo amin’ny seza fiandrianana, ka hatramin’ny lahimatoan’ny babo tao am-ponja, ary ny voalohan-teraka rehetra tamin’ny biby.+