6 “Koa lazao amin’ny Israelita hoe: ‘Izaho no Jehovah, ary hanafaka anareo amin’ny enta-mavesatra ampitondrain’ny Ejipsianina anareo aho. Hanafaka anareo amin’ny fanandevozany aho.+ Hanavotra anareo amin’ny sandriko mahery aho, ary hosaziko mafy ry zareo.+