Nomery 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nankany amin’i Mosesy àry ny vahoaka ka niteny hoe: “Efa nanota izahay, satria nanome tsiny anao sy Jehovah.+ Aleo re ianao mba mifona amin’i Jehovah ho anay e! Dia mba hesoriny any ireo bibilava ireo.” Ary nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy.+ 1 Samoela 8:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 dia hoy i Jehovah taminy: “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao. Tsy ianao mantsy no laviny, fa izaho no tsy tiany ho mpanjakany.+
7 Nankany amin’i Mosesy àry ny vahoaka ka niteny hoe: “Efa nanota izahay, satria nanome tsiny anao sy Jehovah.+ Aleo re ianao mba mifona amin’i Jehovah ho anay e! Dia mba hesoriny any ireo bibilava ireo.” Ary nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy.+
7 dia hoy i Jehovah taminy: “Henoy izay rehetra lazain’ny vahoaka aminao. Tsy ianao mantsy no laviny, fa izaho no tsy tiany ho mpanjakany.+