Deoteronomia 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka notendreko ho lehibenareo, izany hoe lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, lehiben’ny folo, ary mpifehy ny fokonareo.+ Asan’ny Apostoly 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanendry anti-panahy teo anivon’ny fiangonana tsirairay+ koa izy roa lahy, ary nivavaka sy nifady hanina,+ dia nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,* izay ninoan’izy ireo.
15 Koa nalaiko ireo lehiben’ny fokonareo ireo, dia lehilahy hendry sy za-draharaha, ka notendreko ho lehibenareo, izany hoe lehiben’ny arivo, lehiben’ny zato, lehiben’ny dimampolo, lehiben’ny folo, ary mpifehy ny fokonareo.+
23 Nanendry anti-panahy teo anivon’ny fiangonana tsirairay+ koa izy roa lahy, ary nivavaka sy nifady hanina,+ dia nanankina azy ireo tamin’i Jehovah,* izay ninoan’izy ireo.