Levitikosy 24:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tapaka ho solon’ny tapaka, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify. Izay ratra nataony tamin’ilay olona no hatao aminy koa.+ Matio 5:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 “Efa henonareo fa voalaza hoe: ‘Maso ho solon’ny maso ary nify ho solon’ny nify.’+
20 Tapaka ho solon’ny tapaka, maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify. Izay ratra nataony tamin’ilay olona no hatao aminy koa.+