Mpitoriteny 10:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Aza manozona* ny mpanjaka na dia any an-tsainao* aza,+ ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao amin’ny efitra fatorianao aza. Fa na ny vorona* aza mety hitatitra an’izay nolazainao,* ary izay manana elatra mety hitantara an’izay noteneninao. Asan’ny Apostoly 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary hoy i Paoly: “Tsy fantatro hoe mpisoronabe izy, ry rahalahy. Fa voasoratra tokoa hoe: ‘Aza vingavingaina ny mpitondra eo amin’ny firenenao.’”+ Joda 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Na izany aza, dia mbola manonofinofy zava-dratsy ihany ireny olona ireny ka mandoto ny nofony. Tsy miraharaha an’izay manana fahefana koa izy ireny, ary manaratsy an’izay manana voninahitra.+
20 Aza manozona* ny mpanjaka na dia any an-tsainao* aza,+ ary aza manozona ny mpanankarena na dia ao amin’ny efitra fatorianao aza. Fa na ny vorona* aza mety hitatitra an’izay nolazainao,* ary izay manana elatra mety hitantara an’izay noteneninao.
5 Ary hoy i Paoly: “Tsy fantatro hoe mpisoronabe izy, ry rahalahy. Fa voasoratra tokoa hoe: ‘Aza vingavingaina ny mpitondra eo amin’ny firenenao.’”+
8 Na izany aza, dia mbola manonofinofy zava-dratsy ihany ireny olona ireny ka mandoto ny nofony. Tsy miraharaha an’izay manana fahefana koa izy ireny, ary manaratsy an’izay manana voninahitra.+