Salamo 135:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Jehovah ô, maharitra mandrakizay ny anaranao! Jehovah ô, maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny lazanao!*+
13 Jehovah ô, maharitra mandrakizay ny anaranao! Jehovah ô, maharitra hatramin’ny taranaka fara aman-dimby ny lazanao!*+