-
Eksodosy 19:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Hankeo aminao ao anaty rahona mainty aho, mba ho henon’ny vahoaka rehefa miteny aminao, ary mba hino anao foana koa izy ireo.” Dia noresahin’i Mosesy tamin’i Jehovah ny tenin’ny vahoaka.
-