Eksodosy 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Vao niteny tamin’ny vahoakan’Israely manontolo i Arona, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+ Levitikosy 9:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Arona. Avy eo dia nivoaka izy roa lahy, ka nitso-drano ny vahoaka.+ Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+ Nomery 16:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Tamin’ilay nivondrona hanohitra an’i Mosesy sy Arona ny vahoaka, dia nitodika tany amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, dia io fa nanarona ny tranolay ny rahona, ary niseho ny voninahitr’i Jehovah.+
10 Vao niteny tamin’ny vahoakan’Israely manontolo i Arona, dia nitodika nanatrika ny tany efitra izy ireo, ary io fa niseho teo amin’ny rahona ny voninahitr’i Jehovah.+
23 Ary niditra tao amin’ny tranolay fihaonana i Mosesy sy Arona. Avy eo dia nivoaka izy roa lahy, ka nitso-drano ny vahoaka.+ Dia niseho tamin’ny vahoaka manontolo ny voninahitr’i Jehovah.+
42 Tamin’ilay nivondrona hanohitra an’i Mosesy sy Arona ny vahoaka, dia nitodika tany amin’ny tranolay fihaonana izy ireo, dia io fa nanarona ny tranolay ny rahona, ary niseho ny voninahitr’i Jehovah.+