Levitikosy 8:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ento i Arona sy ny zanany lahy,+ ny akanjo,+ ny menaka masina fanosorana,+ ny omby atao fanatitra noho ny ota, ny ondrilahy roa, ary ny harona fasiana mofo tsy misy lalivay.+ Deoteronomia 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 “Aza atao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny omby na ondry manan-takaitra na misy kilema, satria maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao izany.+
2 “Ento i Arona sy ny zanany lahy,+ ny akanjo,+ ny menaka masina fanosorana,+ ny omby atao fanatitra noho ny ota, ny ondrilahy roa, ary ny harona fasiana mofo tsy misy lalivay.+
17 “Aza atao sorona ho an’i Jehovah Andriamanitrao ny omby na ondry manan-takaitra na misy kilema, satria maharikoriko an’i Jehovah Andriamanitrao izany.+