13 Hosasany amin’ny rano ny tsinainy sy ny tongony. Ary hatolotry ny mpisorona ho an’Andriamanitra ireo rehetra ireo, dia hodorany eo ambony alitara mba hidona-tsetroka. Fanatitra dorana izany, dia fanatitra atao anaty afo, mba ho hanitra mahafinaritra an’i Jehovah.