Levitikosy 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘Izao kosa no lalàna momba ny sorona iombonana+ azon’ny olona atolotra ho an’i Jehovah: Levitikosy 7:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Hakana iray avy ireo karazana mofo ireo, ka hatolotra ho anjara masina ho an’i Jehovah. Dia ho an’ilay mpisorona mamafy ny ran’ny sorona iombonana izany.+
14 Hakana iray avy ireo karazana mofo ireo, ka hatolotra ho anjara masina ho an’i Jehovah. Dia ho an’ilay mpisorona mamafy ny ran’ny sorona iombonana izany.+