-
Levitikosy 16:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Dia hivoaka avy ao izy ka hankeo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah, ary handrakotra ny fahotan’izy io. Hakany ny ran’ilay omby sy ny ran’ilay osilahy, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara eo amin’ny zorony efatra. 19 Ary hafafiny impito eo ambony alitara, amin’ny rantsantanany iray, ny ra sasany. Dia hodioviny sy hohamasininy ilay alitara mba ho afaka amin’ny fahalotoana vokatry ny nataon’ny Israelita.
-