Eksodosy 23:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ankalazao koa ny Fetin’ny Fijinjana* ny voaloham-bokatra tamin’izay nisasaranao sy nafafinao tany an-tsaha.+ Ary ankalazao ny Fetin’ny Fanangonam-bokatra* amin’ny faramparan’ny taona, rehefa angoninao avy any an-tsaha ny vokatry ny fisasaranao.+ Levitikosy 23:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+
16 Ankalazao koa ny Fetin’ny Fijinjana* ny voaloham-bokatra tamin’izay nisasaranao sy nafafinao tany an-tsaha.+ Ary ankalazao ny Fetin’ny Fanangonam-bokatra* amin’ny faramparan’ny taona, rehefa angoninao avy any an-tsaha ny vokatry ny fisasaranao.+
34 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ny andro faha-15 amin’io volana fahafito io dia Fetin’ny Trano Rantsankazo.* Fety ho an’i Jehovah izany, ary maharitra fito andro.+