Levitikosy 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Dia nalain’i Mosesy ny tratran’ilay ondry, ka nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika teo anatrehan’i Jehovah.+ Anjaran’i Mosesy avy tamin’ilay ondrilahy natao sorona mba hanendrena mpisorona* izany, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.+
29 Dia nalain’i Mosesy ny tratran’ilay ondry, ka nahetsiketsiny ho fanatitra ahetsiketsika teo anatrehan’i Jehovah.+ Anjaran’i Mosesy avy tamin’ilay ondrilahy natao sorona mba hanendrena mpisorona* izany, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.+