31 “Alaivo ilay ondrilahy izay atao sorona mba hanendrena mpisorona, ka andrahoy ao amin’izay toerana masina ny henany.+ 32 Dia hohanin’i Arona sy ny zanany+ eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana ny henan’ilay ondry sy ny mofo ao anatin’ilay harona.