Levitikosy 11:24, 25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Hahatonga anareo haloto ireny. Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatin’ireny.+ 25 Tokony hanasa ny akanjony izay mitondra ny fatin’ireny.+ Haloto mandra-paharivan’ny andro izy. Levitikosy 14:46, 47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Izay miditra ao amin’ilay trano mandritra ny fotoana ikatonany tanteraka,+ dia haloto mandra-paharivan’ny andro.+ 47 Ary hanasa ny akanjony izay olona matory ao amin’ilay trano, ary hanasa ny akanjony koa izay misakafo ao. Levitikosy 17:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo. Levitikosy 22:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Haloto mandra-paharivan’ny andro izay olona mikasika ny iray amin’ireo, ka tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina raha tsy efa nandro tamin’ny rano.+
24 Hahatonga anareo haloto ireny. Haloto mandra-paharivan’ny andro izay mikasika ny fatin’ireny.+ 25 Tokony hanasa ny akanjony izay mitondra ny fatin’ireny.+ Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.
46 Izay miditra ao amin’ilay trano mandritra ny fotoana ikatonany tanteraka,+ dia haloto mandra-paharivan’ny andro.+ 47 Ary hanasa ny akanjony izay olona matory ao amin’ilay trano, ary hanasa ny akanjony koa izay misakafo ao.
15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo.
6 Haloto mandra-paharivan’ny andro izay olona mikasika ny iray amin’ireo, ka tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina raha tsy efa nandro tamin’ny rano.+