Levitikosy 19:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “‘Tandremo ny sabatako,+ ary hajao* ny toerako masina. Izaho no Jehovah. Nomery 5:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Avoahy izy ireny, na lahy na vavy. Avoahy eny ivelan’ny toby ireny mba tsy handotoany+ ny toby, satria mipetraka eo amin’ny vahoaka ao amin’ny toby aho.”+ Nomery 19:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “‘Haringana tsy ho anisan’ny fiangonana anefa izay olona maloto ka tsy manadio ny vatany.+ Nandoto ny toerana masin’i Jehovah mantsy izy. Tsy nofafazana rano fanadiovana izy ka maloto.
3 Avoahy izy ireny, na lahy na vavy. Avoahy eny ivelan’ny toby ireny mba tsy handotoany+ ny toby, satria mipetraka eo amin’ny vahoaka ao amin’ny toby aho.”+
20 “‘Haringana tsy ho anisan’ny fiangonana anefa izay olona maloto ka tsy manadio ny vatany.+ Nandoto ny toerana masin’i Jehovah mantsy izy. Tsy nofafazana rano fanadiovana izy ka maloto.