15 Izay governora talohako anefa nampitondra enta-mavesatra ny vahoaka, ka nitaky volafotsy 40 sekely* taminy isan’andro, ho vidin’ny sakafo sy ny divay. Nampijaly ny vahoaka koa ny mpanompon’izy ireo. Tsy mba nanao an’izany anefa aho+ satria natahotra an’Andriamanitra.+