Deoteronomia 25:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Aza mitondra vatomizana roa samy hafa ao anaty kitaponao,+ izany hoe ny iray lehibe ary ny iray kely. Deoteronomia 25:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tokony ho vatomizana marina sy tsy mandainga foana no ampiasainao, ary famarana marina sy tsy mandainga. Amin’izay dia ho ela velona ianao, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Ohabolana 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Samy maharikoriko an’i Jehovah,Na ny vatomizana mandainga na ny famarana tsy marina.*+
13 “Aza mitondra vatomizana roa samy hafa ao anaty kitaponao,+ izany hoe ny iray lehibe ary ny iray kely.
15 Tokony ho vatomizana marina sy tsy mandainga foana no ampiasainao, ary famarana marina sy tsy mandainga. Amin’izay dia ho ela velona ianao, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+