44 Fa izaho no Jehovah Andriamanitrareo.+ Hamasino ny tenanareo ary aoka ho masina ianareo,+ satria masina aho.+ Koa aza mandoto tena amin’ny biby mifanaretsaka, izay mandehandeha eny ambonin’ny tany.
15 Aoka kosa ianareo ho masina amin’ny fitondran-tenanareo rehetra,+ hoatran’Ilay Masina izay niantso anareo. 16 Fa voasoratra hoe: “Tsy maintsy masina ianareo, satria masina aho.”+