Eksodosy 30:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 “Manamboara alitara handoroana emboka manitra,+ ka hazo akasia no hanaovanao azy.+ Eksodosy 30:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Apetraho eo anoloan’ilay ridao eo akaikin’ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona+ ilay alitara, izany hoe tandrifin’ny sarony,* eo amin’izay hisehoako aminao.+
6 Apetraho eo anoloan’ilay ridao eo akaikin’ny Vata Misy ny Tenin’ny Vavolombelona+ ilay alitara, izany hoe tandrifin’ny sarony,* eo amin’izay hisehoako aminao.+