Salamo 67:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hahavokatra ny tany;+Hitahy antsika Andriamanitra, eny, ilay Andriamanitsika.+ Salamo 85:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Tena hanome zava-tsoa* i Jehovah,+Ary hahavokatra ny taninay.+