6 Ary hodiovin’i* Jehovah Andriamanitrao ny fonao sy ny fon’ny taranakao,+ mba ho tia an’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo ianao ka ho velona.+
51 “Ry olona mafy loha, sady tsy voafora fo sy sofina! Manohitra ny fanahy masina foana ianareo. Ary toy ny nataon’ny razambenareo ihany no ataonareo.+