Genesisy 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hitany koa fa io i Jehovah teo an-tampon’ilay tohatra, niteny hoe: “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama raibenao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Homeko anao sy ny taranakao ity tany ity sy io toerana atorianao io.+
13 Hitany koa fa io i Jehovah teo an-tampon’ilay tohatra, niteny hoe: “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama raibenao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Homeko anao sy ny taranakao ity tany ity sy io toerana atorianao io.+