11 Raha biby maloto+ tsy azo atao fanatitra ho an’i Jehovah kosa ilay izy, dia hajorony eo anatrehan’ny mpisorona. 12 Ary hanombana ny vidiny ilay mpisorona, na tsara ilay biby na ratsy, ka izay vidiny anombanany azy no ho vidiny.
18 Fa raha hamasininy aorian’ny Jobily kosa ilay taniny, dia hanao kajy ny mpisorona hamantarana ny vidin’ilay tany. Ho arakaraka ny taona tavela mandra-pahatongan’ny taon-jobily manaraka ny vidiny. Dia hahenany ny vidiny nanombanana an’ilay tany.+