Josoa 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Toy ny nihainoanay an’izay rehetra nolazain’i Mosesy no hihainoanay anao koa. Enga anie i Jehovah Andriamanitrao hanampy anao, toy ny nataony tamin’i Mosesy!+
17 Toy ny nihainoanay an’izay rehetra nolazain’i Mosesy no hihainoanay anao koa. Enga anie i Jehovah Andriamanitrao hanampy anao, toy ny nataony tamin’i Mosesy!+