14 “‘Ireto anefa misy zavatra vitsivitsy anomezako tsiny anao: Misy olona mifikitra amin’ny fampianaran’i Balama+ ao aminao. Nampianatra an’i Balaka+ hitaona ny zanak’Israely hanota i Balama, izany hoe hihinana zavatra natao sorona ho an’ny sampy sy hijangajanga.+