-
Nomery 19:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary hafafin’ilay olona madio amin’ilay olona maloto ilay rano, amin’ny andro fahatelo sy amin’ny andro fahafito, dia hodioviny ho afaka amin’ny ota izy amin’ny andro fahafito.+ Tokony hanasa ny akanjony izy avy eo, dia handro amin’ny rano, ka hadio amin’ny hariva.
20 “‘Haringana tsy ho anisan’ny fiangonana anefa izay olona maloto ka tsy manadio ny vatany.+ Nandoto ny toerana masin’i Jehovah mantsy izy. Tsy nofafazana rano fanadiovana izy ka maloto.
-